Attention
X

You are now leaving AMAZE.org.
Content beyond this site might not be
appropriate for young adolescents.

Continue to external site
attentionAttention
X

The following video was not produced by AMAZE.

Play Video
X


Inona no atao hoe HPV? (Viriosy Papilloma Olombelona)
Inona no atao hoe HPV? (Viriosy Papilloma Olombelona)
Add video to playlist Create Playlist

    You don't have any playlists created

    Click the 'create playlist' button above to make one.

Inona no atao hoe HPV? (Viriosy Papilloma Olombelona)

Ny viriosy papilloma olombelona (HPV) dia ny aretina mifindra amin’ny firaisana ara‑nofo (IST) mahazatra indrindra. Maro ny olona manana HPV no tsy mampiseho soritr’aretina, nefa mbola afaka mampita izany amin’ny hafa amin’ny alalan’ny firaisana.

Raha manao firaisana ara‑nofo ianao:

  • Mampiasà kapoty amin’ny fomba marina isaky ny manao firaisana. Izany dia mampihena ny mety ho voan’ny HPV.
  • Mijanòna amin’ny fifandraisana monogamy ifampitokisana.
  • Manao vaksiny. Ny vaksiny HPV dia azo antoka sy mahomby. Afaka miaro amin’ny aretina (anisan’izany ny homamiadana) ateraky ny HPV izany.
  • Jereo ny video mba hianarana bebe kokoa momba ny fomba hisorohana sy hampihenana ny loza mety ho voan’ny HPV.

[AMZ-075-bzc]